Entry tamana
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra
¶ Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva
¶ Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy [Rajemisa 1985]
English translation   happily settled, liking a place or situation [Hallanger 1973]
French translation   qui se trouve bien là où il est; qui se plaît dans un endroit; accoutumé, apprivoisé [Hallanger 1974]
Derivations  
Quotes  

Entry tamana
Part of speech   noun
Malagasy definition   zanak'omby vavy [Bara] [Rakotosaona 1972]
   ombivavy [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry tamana
Part of speech   adjective
Malagasy definition   lehibe (omby) [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/04/08