|
|
|
|

Entry1  talonga
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 telo (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò. [1.1]
Explanations in French  4 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix. [1.3#280]
Vocabulary  5  Game

Anagrams  6 langato, 7 talango, 8 talonga

Updated on 2025/11/11