Entry (1/2) | 1 talaky |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha [1.1] |
Entry (2/2) | 4 talaky |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy |
6 mamiratra, mazava [Bara]
[1.78] 7 Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo [1.1] |
Explanations in English |
8 visible, obvious [1.7] |
Explanations in French |
9 visible de loin, évident [1.8] |
All compound words |
|
Anagrams | 11 kalita, 12 takila, 13 talaky |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |