| Entry | 1 talaho |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1] |
| Explanations in English |
4 supplication [1.7] |
| Explanations in French |
5 supplication [1.8] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Anagrams | 19 talaho, 20 taloha |
| Updated on 2025/09/19 |
|