Entry tako-pery
Elementary words takotra ; fery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka [1.1]
 [ takopery ] Ra maina manakona ny fery [1.13]
Explanations in English Scab; lit. the cover of a sore. [1.2]
Explanations in French [ takopery ] Croûte [1.13]
 Croûte de plaie [1.5]
Examples 
1Maina ireo fery ary lasa takopery. [2.424]
2Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery. [2.643]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/06/21