|
|
|
|

Entry1  tako-pery
Elementary words  2  takotra, fery
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka
5  [1.13][takopery] ra maina manakona ny fery
Explanations in English  6  [1.2] scab; lit. the cover of a sore.
Explanations in French  7  [1.13][takopery] croûte
8  [1.5] croûte de plaie
Examples  9  [2.424#] Maina ireo fery ary lasa takopery.
10  [2.643#] Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery.
Vocabulary  11  Health

Anagrams  12  aporetik, pitaroke, poretika, tako-pery, taperiko

Updated on 2025/01/21