| Entry | 1 takilodrano |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty
[1.1] 4 aretina ateraky ny sokoraty [1.13] |
| Explanations in French |
5 bilharziose
[1.13] |
| Vocabulary | 6 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|