|
|
|
|

Entry1  taketra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io
4 Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity.
5 Homan-takaitra: mihinana zavatr' olona izay mbola tsy maintsy honerana any aoriana [1.1]
Synonyms  6 takaitra

Anagrams  7 takatre, 8 taketra

Updated on 2025/09/19