| Entry | 1 taintsihy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
tainify, potin-tsakafo tavela amin'ny nify, tafasisika aminy: Ny sakafo vita ny entam-boafehy, ka dia an-dalana managala taintsihy |
| Anagrams | 4 hatsitiny, itsitihan, nitsitiha, taintsihy |
| Updated on 2025/07/29 |
|