| Entry | 1 tain-dabozia |
| Elementary words | 2 tay, 3 labozia |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ilay zavatra mitsonika manaraka ny lavan' ny labozia izay avy amin' ny fiempoan' ny menaka rehefa mirehitra ny labozia [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|