Entry | 1 tainana |
Root | 2 taina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainako ao, ry Nenitoa [1.1] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Synonyms | 10 tainina |
Anagrams | 11 atanina, 12 atinaña, 13 itanana, 14 tainana, 15 taniana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |