| Entry | 1 tai-maso |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 tay, maso |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsiranorano fotsifotsy manjary mivaingana eo amin' ny sisin' ny maso rehefa mifoha, amin' ny maraina |
| Examples |
5 [2.69#] Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina. |
| Vocabulary |
6 Health |
| Proverbs | 7 Proverbs containing the word tai-maso |
| Anagrams | 8 amaitso, amatsio, amotsia, tai-maso |
| Updated on 2025/07/29 |
|