| Entry | 1 taim-boraka |
| Elementary words | 2 tay, 3 voraka |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy zavatra tsy misy vidiny [1.1] |
| Explanations in English |
6 dung from a slaughtered bullock [1.7] |
| Explanations in French |
7 Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant [2.415#736] 8 excréments des intestins d'un animal abattu [1.8] 9 [taimboraka] (toute l'île). Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques. On lui attribuait de grandes vertus médicinales. Elle contient effectivement des enzymes très actifs. [1.196] |
| Examples |
10 Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny.
[2.69#263]
11 Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508] |
| Vocabulary | 12 Biology |
| Synonyms | 13 tain-droroha |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 15 karaimbato, 16 kariam-bato, 17 miborataka, 18 mikorataba, mikoratabà, 19 taim-boraka |
| Updated on 2025/10/18 |
|