| Entry | 1 taila-nandrenesana |
| Elementary words | 2 tailana, 3 andrenesana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 nandre ny ilany fotsiny fa tsy ny rasaka manontolo ka miova ny hevitry ny zavatra re noho izany
[1.1] |
| Other spellings | 6 tailam-pandrenesana |
| Updated on 2025/11/02 |
|