|
|
|
|

Entry1  tai-maso
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tay, maso
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsiranorano fotsifotsy manjary mivaingana eo amin' ny sisin' ny maso rehefa mifoha, amin' ny maraina
Examples  5  [2.69#] Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina.
Vocabulary  6  Health
Proverbs  7  Proverbs containing the word tai-maso

Anagrams  8 amaitso, 9 amatsio, 10 tai-maso

Updated on 2025/09/12