Entry tahitahina
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana sodina fa natao tamin' ny voatavo arivolahy na vilany tany kely ohatra ny totohondry ny habeny, misy lavaka roa na telo. (Mora vaky izy io raha mianjera ka tahitahina fatratra) [Rajemisa 1985]
Quotes 

2009/02/23