Entry | tahisienina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny mponina tompon-tany any amin' ny tanin' i Tahiti, nosy lehibe indrindra amin' ireo nosy any Pasifika mifanakaiky amin' ilay tany antsoina hoe Polinezia frantsay.: Malaza amin' ny fahaiza-mandray vahiny ny Tahisienina Mikasika an' i Tahiti, an' i Tahiti, avy any Tahiti [1.1] | |
Origin | French: tahitien. | |
Updated on 2020/07/31 |