|
|
|
|

Entry1  tahafina
Root  2 tahaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity. [1.1]
Explanations in English  5 to be imitated. [1.7]
Explanations in French  6 qu'on imite. [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 fahatany, 12 fahitana, 13 fitahana, 14 tahafina

Updated on 2025/09/12