|
|
|
|

Entry 1  tafondro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. [1.1]
Explanations in English  4 a cannon [1.7]
Explanations in French  5 canon [1.8]
Examples  6  Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka. [2.472#235]
7  ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly. [2.48#144]
Vocabulary  8  Military
Combinations  9  7 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07