Entry tafoforana
Part of speech noun
Malagasy definition Fitaovan' ny mpanefy itsofany ny afo [Rajemisa 1985]
English definition bellows [Hallanger 1973]
French definition soufflet de forgeron [Hallanger 1974]
Examples Ny lehilahy ao ny mamaky kitay, ao ny mamono omby, ao ny mandrasa hena, ao ny mitsoka tafoforana sy manefy , ao ny mihazakazaka sy manaza-tena mitoraka amin' ny hazo lava. [Andraina: Mitaraina, page 199]

2013/06/19