| Entry | 1 tafintohinina |
| Root | 2 tafintohina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny zavatra nidonan' ny tongotra, ny olona natao izay hahatezitra na hahasorena azy tamin' ny fiteny na toetra tsy mendrika naseho azy: Notafintohininao ny zanakao tamin' ny nanaovanao io asa io.
[1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|