|
|
|
|

Entry1  tadivavarana
Elementary words  2 tady, 3 vavarana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby. [1.1]
Explanations in English  [tady vavarana] 6 a noose. [1.2]
Examples  7  Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996]
Synonyms  8 tady voavarana

Updated on 2025/10/11