Entry | 1 tadim-poitra |
Elementary words | 2 tady, 3 foitra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra [1.1] 6 lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny [1.13] |
Explanations in English |
7 [Foitra, the navel.] The navel string. [1.2] |
Explanations in French |
8 cordon ombilical [1.13] |
Examples |
9 Nony teraka dia nanatona fatana, ka alohan' ny hankanesana eo: nalevina eo amin' ny varavarambe (Ampamoahana) ny tadimpoitra.
[2.245#]
|
Vocabulary | 10 Biology |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |