Entry taboribory
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Sihanaka, Tambahoaka] boribory [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] faribolana, boribory: Lambolahy latsaka an-jireboña ka taboribory i lañitre ( lamboala tafalatsaka an-kady ( fandrika ) ka tsy mahita hafa tsy lanitra boribory ) [Rakotosaona 1972]

2009/02/23