| Entry | 1 spaoro |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr. sport] Anarana iantsoana ireo fanatanjahan-tena isan-karazany omena endrika lalao, lalao samy maka ho azy na mifanao andaniny, ka manaraka fitsipika efa raikitra [1.1] |
| Anagrams | 4 roposa, 5 saro-po, 6 spaoro |
| Updated on 2025/09/12 |
|