|
|
|
|

Entry1  sotro vokaka
Elementary words  2  sotro, 3  vokaka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin' ny fasan' andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika [1.1]
Examples  6  Mitovitovy amin' ny Velirano sy sotrovokaka ary lefona omby tany Imerina Avaradrano no nataon' ny Bezanozano [2.508#]

Updated on 2025/09/12