Entry soritse
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] fanomezana hoan'ny rafozan-dahy sy zodahy avy amin'ny vintantolahy na zaodahy ahazoana mihinana sakafo atolony azy [Rakotosaona 1972]

Entry soritse
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] ran'akoholahy, ran'omby anaovana alafady [Rakotosaona 1972]

2012/01/09