|
|
|
|

Entry1  sorindrana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazan-kazo mitovitovy amin' ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy mba ny hodiny no alaina amin' izany, fa ny tenany mihitsy izay maivana sy malemilemy; ny sorindrana no nitaina raha nahandro ny sakafon' ny mpanjaka tamin' ny Fandroana [1.1]
Explanations in French  4 (déformation de sorondriana). Sorindeia madagascariensis DC. (Anacardiaceae).
5 Excellent fruit comestible (tout au moins pour les meilleures formes, car elles sont assez variables), mais à odeur très forte de térébenthine.
6 Mériterait d'être amélioré et cultivé. [Betsimisaraka] [1.196]
Examples  7  Dia arehitra ny afo, ny hazo sorindrana no atao kitay [2.48]
Vocabulary  8  Botany: tree
Scientific name 

Updated on 2025/11/13