|
|
|
|

Entry1  sori-bilana
Elementary words  2 soritra, 3 vilana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 soritra manavaka na manasaraka ny volo, tsy eo afovoany fa amin' ny ilany havia na havanana (ny soritra eo afovoany kosa dia atao hoe vaky tampona). [1.1]
Vocabulary  6  Hairstyles
Antonyms  7 vaky tampona
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Anagrams  9 bolasirina, 10 sobilarina, 11 sori-bilana

Updated on 2025/11/02