|
|
|
|

Entry (1/2)1  soratà
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 olomaty, vazaha (tenin-tsikidy). [Sakalava] [1.78]

Entry (2/2)4  sorata
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 ray aman-dreniny, na izay niteraka na tsy niteraka (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany). [Bara] [1.353#62]
All compound words  7 soratabe

Anagrams  8 saotra, 9 sorata, soratà, 10 tarosa, 11 tsarao

Updated on 2025/11/12