Entry sonia
Part of speech noun
Malagasy definition Ny anaran' ny tena, izay soratana amin' ny fomba manokana sy tsy miova eo ambanin' ny taratasy soratana ka enti-manamarina ny nanoratana an' io taratasy io: Manisy sonia ny fanekena ifanaovana [Rajemisa 1985]
English definition a signature [Hallanger 1973]
French definition signature [Hallanger 1974]
Derivations 
Origin French: signer.
Examples 
1Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [Andraina: Mitaraina, page 121]
2Sady izy koa no manao sonia ny toe-karama, ka inona no mampatahotra an' ialahy eo! [Andraina: Mitaraina, page 186]
Quotes 

Entry sonia
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-kafa ilazana ny ala volon-jaza [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

2013/06/13