Entry | 1 sondrodrahona |
Elementary words | 2 sondrotra, 3 rahona |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Tafo herana apetaka vonjy maika ambara-pahavitan' ny tena tafo, hiarovana ny rindrin-trano tsy ho simban' ny orana; tafontrano bozaka ary manify [1.1] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word sondrodrahona |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |