| Entry | 1 sompiranina |
| Root | 2 sompirana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tapahina na atao mivilana:
5 Aza sompiraninao ny resakay 6 Avilana: Nosompiraniny ny fijeriny 7 Asiana amin' ny fombamiolaka: 8 Nosompiraniny tamin' ny baolina aho [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|