|
|
|
|

Entry1  somotaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Mifotafota eo am-pihinanana; sahirana aoka izany amin' ny asa atao: Somotaka erỳ Rakoto amin' ny fikarakarana ny fanambadian-janany [1.1]
Derivatives 
Active verbs :

Anagrams  somotaka, 5 tako-maso, 6 toka-maso

Updated on 2025/12/08