|
|
|
|

Entry1  somatrotroka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Misy votrovotro betsaka amin' ny hoditra, indrindra fa eny amin' ny endrika: Asa na nokekerin' ny biby ny tarehiny fa somatrotroka tampoka
4 Mitatao rahona, na entina hilazana volon' andro izany, na hilazana ny toetran' ny andro aorian' ny fiavian' ny orana, nefa ny rahona mbola manamaizimaizina ny lanitra [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Names :

Updated on 2025/11/17