| Entry | 1 somaritaka |
| Root | 2 saritaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana:
5 Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 7 akamositra, 8 Samotrakia, 9 somaritaka |
| Updated on 2025/11/17 |
|