|
|
|
|

Entry1  somalianina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Somalia, silany avaratra atsinanan' i Afrika
4 Momba an' i Somalia, an' i Somalia na avy any Somalia: Omby sy ondry no antom-piveloman' ny mponina somalianina [1.1]
Explanations in English  5 Somalian [3.1]
Explanations in French  6 somalien, somalienne [3.1]
Vocabulary  7  Geography: countries, people
Analogs  8  somalia, 9  somalia

Updated on 2025/12/08