| Entry | 1 solietnà |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila eo anelanelan' ny aspirà izay ambaniny sy ny lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin' ny tanisa an-dranomasina
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Military |
| Updated on 2025/09/12 |
|