|
|
|
|

Entry1 sokolà
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Zavapihinana amboarina amin' ny vovo-kakao izay totoina ka rehefa tonga fetafeta dia ampandrina amin' ny lasitra ary ampiana vovo-tsiramamy sy vanilina. [1.1]
Explanations in English  4chocolate. [1.7]
Explanations in French  5chocolat. [1.8]
Vocabulary  6 Economy: food

Updated on 2025/09/12