| Entry | 1 soitrafo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka.
[1.1] |
| Other spellings | 4 siotrafo |
| Proverbs | 5 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 6 atsofory, 7 fitsoroa, 8 siotrafo, 9 soitrafo |
| Updated on 2025/11/02 |
|