Entry soirina (soitra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Alaina na hetsehina amin' ny hazo na zavatra maranidoha: Nosoirin' ny ankizy tamin' ny hazo lava ny voankazo
¶ Totoin' ny omby amin' ny tandrony: Nosoirin' ny omby ilay zaza
¶ Ailika, savasavana: Soirina ny lavenona mba hirehetan' ny afo tsara [Rajemisa 1985]
French translation   qu'on attise, qu'on remue, qu'on soulève; qu'on cueille avec quelquechose de pointu, que les cornes du taureau soulèvent: Nosoirin' ny omby ny mpiandry azy (Le boeuf a soulevé le bouvier avec ses cornes) [Abinal 1888]
Morphology  
soirina
soiriko
soirinao
soiriny
soirintsika
soirinay
soirinareo
soirin'
soirin-
soirim-
soiri-
nosoirina
nosoiriko
nosoirinao
nosoiriny
nosoirintsika
nosoirinay
nosoirinareo
nosoirin'
nosoirin-
nosoirim-
nosoiri-
hosoirina
hosoiriko
hosoirinao
hosoiriny
hosoirintsika
hosoirinay
hosoirinareo
hosoirin'
hosoirin-
hosoirim-
hosoiri-
soiro

Updated on 2012/06/21