|
|
|
|

Entry1 soherina
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay [1.1]
4 biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra [1.13]
Explanations in French  5 chrysalide, nymphe [1.13]
Vocabulary  6 Zoology: invertebrates
Proverbs  7 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02