| Entry (1/2) | 1 soba |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antesaka] sampona
[1.78] |
| Entry (2/2) | 4 soba |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 [Sakalava] Soratr' omby tokam-bolo fa fotsy ny lohany sy ny siranandony
[1.1] 7 [Sihanaka] omby fotsy loha sy kibo, olona sola na tsy be [1.78] |
| Anagrams | 8 sabo, sabò, soba |
| Updated on 2026/02/05 |
|