| Entry | 1 soamalondoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavamaniry mitovitovy amin' ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon' ny olona famonoamboalavo
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Botany: grass |
| Synonyms | 5 soamalondona |
| Updated on 2025/09/12 |
|