| Entry | 1 soa mahafiadana |
| Elementary words | 2 soa, 3 mahafiadana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1] |
| Examples |
6 ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko!
[2.436]
|
| Synonyms | 7 soa mampiadana |
| Updated on 2025/09/12 |
|