| Entry (1/2) | 1 soaka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Mitovitovy, mifandraidraika, teny fampiasa hilazana ny laharan-tsikidy [1.1] |
| Entry (2/2) | 4 soaka |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 Solo na mpanampy, mpandimby toerana [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 20 akosa, 21 asoka, 22 Kaosa, 23 kasao, 24 kasoa, 25 sakao, 26 sakoa, Sakoa, 27 saoka, 28 soaka |
| Updated on 2025/10/14 |
|