Entry | 1 sisivala |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsihy lavalava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an' ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan' ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao [Taimoro]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |