|
|
|
|

Entry1  sisilianina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Sisily, faritany iray amin' ny tapak' i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan' ny Sisilianina
4 Momba an' i Sisily, an' i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina [1.1]
Explanations in English  5 Sicilian [3.1]
Explanations in French  6 sicilien, sicilienne [3.1]
Vocabulary  7  Geography: countries, people
Analogs  8  sisily, 9  sisily

Updated on 2025/12/08