|
|
|
|

Entry1  sinoa
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenana tompon-tany any amin' ny tany midadasik' i Sina: Ny Sinoa no be indrindra amin' ny mponina eto ambonin' ny tany
4 Mikasika an' i Sina, an' i Sina na avy any Sina: Anisan' ny sarotra amin' ny fiteny rehetra ny teny sinoa [1.1]
Examples  5  Mpanao kaonty ami-mpivarotra sinoa rangahy io, izany hoe tsy dia manao ahoana ilay fianakaviana. [2.472]

Anagrams  6 Anosy, 7 asony, 8 osina, 9 saino, 10 saony, sinoa, 11 Siona, 12 soany, 13 sonay, 14 sonia

Updated on 2025/12/08