| Entry | 1 singanina |
| Root | 2 singana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin' ny maso:
5 Ny fotsy ihany singanina, hoy i Nenibe tamin' i Soa naka ny volofotsiny 6 Avahana ka marihina: 7 Miteny aminareo mpianatra jiaby aho, ary singaniko manokana ny kilasy fahatelo [1.1] |
| Explanations in French |
8 Qu'on rend impair, qu'on fait aller seul
[1.3] |
| Morphology |
|
| Anagrams | singanina, 13 siningana |
| Updated on 2025/11/17 |
|